Teny iditra | aloiloy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana lalitra madinika kely izay manidintsidina manao andiany be dia be rehefa takariva, na aorian' ny orana, ary velona ora vitsivitsy monja [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A gnat, a small fly. [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Moucheron. [1.8] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Tovy hevitra | aloy | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |