Teny iditra (1/3) | 1 aloy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Bara, Betsimisaraka, Sihanaka]
moka 4 [1.1] Karazana lalitra madinika kely izay manidintsidina manao andiany be dia be rehefa takariva, na aorian' ny orana, ary velona ora vitsivitsy monja |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a species of gnat or mosquito. In the provinces it means mosquitos in general |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [2.415] Moucheron 7 [1.19] [Tankarana] moustique. (mòko). |
Voambolana |
8 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Tovy hevitra | 9 aloiloy |
Teny iditra (2/3) | 10 aloy |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.2] the name of a small bird |
Voambolana |
13 Haibiby: vorona |
Teny iditra (3/3) | 14 aloy |
Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.2] fig. small, minute |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [2.415] Ce qui est très petit |
Fivaditsoratra | 18 aloy, aoli, aoly, ilao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |