|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  alokola
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Laharan-tsikidy fahafito amin' ny sikidy alanana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the name of a certain column in the arrangement of the sikidy.
Mpanahaka  5  sikidy
Lahatsoratra  6 

Teny iditra (2/2)7  alokola
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] spirits of wine

Fivaditsoratra  10  alokalo, alokola

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21