|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  alona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Karazan' onja madinika izay hita soritra noho ny fivalombalony eny ambony rano eny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a wave, a billow. See onja. [Mal. alun; Port Moresby alu, a current.] [1.2]
5  a wave, a billow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  vague, flot [1.3, 1.8]
7  ondulation, houle [1.3]
Ohatra  8  Tsy nihetsika ny rano, tsy nisy alona nitopa akory. [2.298]
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :

Teny iditra (2/3)12  alona
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  Enti-milaza alahelo noho ny soa azon' ny sasany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15  envy, jealousy. The relative fiaLOnana is more commonly used. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16  jalousie, envie, opposition au bien du prochain [1.3]
Voambolana  17  Ontam-po
Sampanteny 
18  Matoantenin' ny mpanao :
19  Matoantenin' ny iharana :
20  Matoantenin' ny fameno :
21  Anarana :

Teny iditra (3/3)22  alòna
Fototeny  23  lona
Sokajin-teny  24  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  25  Aroboka ao anaty rano: Alòna ao anaty rano ny hoditra vao tsara
26  Apetraka ela: Aza alòna ela ioatra ao ny hena sao lo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  27  to be steeped, to be soaked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  28  qu'on met à tremper, qu'on trempe (dans un liquide) [1.8]
Haiendriteny 
29  Ny ankehitriny :
30  Ny lasa :
31  Ny hoavy :
32  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  33  alona, alòna, lañoa, laona, loana, olana, alona, alòna, lañoa, laona, loana, olana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20