|
|
|
|

Teny iditra1  alonjo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Entina, zakaina samy irery
Fototeny  4  lonjo
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9  lonjoina

Fivaditsoratra  10  ajolon, alonjo, najolo, njolao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21