|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  lonjo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fitondrana enta-mavesatra samy irery; fitondrana ny mafy tsy misy mpanampy. [1.1]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :

Teny iditra (2/3)8  lonjo
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10  cône, conique [1.13]
Tovy hevitra  11  kitsoloha

Teny iditra (3/3)12  lonjo
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14  (dans son sens général, signifie : rancune, ressentiment contre quelqu'un). Nom d'un arbre ou arbrisseau d'après A. Grandidier, le Firaketana le cite aussi, sans autre précision. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  15  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31