Teny iditra | 1 alozina |
Fototeny | 2 alo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Entin-teny: Tsy alozin-teny amin' ny lehibe aho fa afaka miresaka mivantana 5 Loarana: Raha nalozina avy tao am-bilany ny laoka ka natao tao anaty lovia, tsy tratra ny saka nandrombaka ny henan' Ikoto 6 Atsoboka: Tsy natondraka ny ro, tompoko, fa alozy ao anaty tsatokaty misy ny ro akaikinareo avy ny varinareo raha tianareo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 to have one's rice moistened with gravy; to be supplied with provisions which have been taken from the plate or spoon of a master or superior; to be brought through the medium of another, as messages brought by one person to another. [1.2] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny alozina io |
Fivaditsoratra | 13 alozina, lazoina, lozaina, loziana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |