|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  amana
Sokajin-teny  2  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  Teny mpampitohy enti-mampitohy anarana na mpamaritra anarana roa, izay efa mahazatra ny olona ny mampiaraka azy: Vady aman-janaka ~ Na dia kely amana bitika aza izahay dia manana ny maha-izahay anay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  with, together with, and. It is used between nouns or verbs, as: ray aman-dreny; mihira amana mandihy. It is also used for amy, as aman-kenatra, with shame. [1.2]
5  used with closely related things, as: ray aman-dreny (reny) : father and mother [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  avec, et, sur, contre [1.3]
7  qui sert à unir les mots apparentés; ex. : ray aman-dreny (reny) : père et mère [1.8]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana miisa 70 amin' ny teny amana

Teny iditra (2/3)10  amaña
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  ambana, fandrahonana [Betsileo] [1.78]

Teny iditra (3/3)13  Amanà
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  15  Haman [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  16  Aman [2.996]
Voambolana  17  Soratra Masina
Tovy hevitra  18  hamana, hamana, hamana
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  19  Toko sy andininy momba Amanà
Lahatsoratra  20  Randzavola: Amanà ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  21 Amanà, amaña, amana, 22 Naamà

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/20