Teny iditra | amanga (manga) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina manamanga [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce dont on se sert pour rendre bleu [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | amanga | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taifasy] Variété de Manioc, Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae) (voir mangahazo). [1.196] | ||||||||
Anarana siantifika | Manihot utilissima | ||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||
Fivaditsoratra | amanga, angamà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16 |