Teny iditra amany
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rano maloto avy amin' ny tenan' ny olombelona, izay miforona ao amin' ny voa ary miangona ao amin' ny tatavia alohan' ny hivoahany any ivelany
¶ fivalanan-drano, siritra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy urine [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay urine [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Voambolana 
Sampanteny 
Endriteny 
amany
amaniko
amaninao
amaniny
amanintsika
amaninay
amaninareo
amanin'
amanin-
amanim-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2011/10/25