|
|
|
|

Teny iditra 1  amany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Rano maloto avy amin' ny tenan' ny olombelona, izay miforona ao amin' ny voa ary miangona ao amin' ny tatavia alohan' ny hivoahany any ivelany
4 fivalanan-drano, siritra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 urine [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 urine [1.8, 1.13]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  18  Haiaina
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 12 misy io teny io
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  amany, 21 amina, 22 maina, Maina, 23 mañia, mania, Mania, 24 miaña, miana, 25 Naima

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07