Teny iditra amatorana (fatotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra 
1Ny lohabao kosa dia kofehy no amatorana azy amin' ny fantaka mba hahazoana manenjana na mana-ketraka ny tenona araka izay ilana azy. [2.436]
2Samia mamoaka ny tadiny avy, dia afatory tanana ivoho tsirairay avy ireo, ary ny lanin' ny tady amatorana azy dia tazony eny an-tananareo. [2.357]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : amatorana, amatorako, amatoranao, amatorany, amatorantsika, amatoranay, amatoranareo, amatoran', amatoran-, amatoram-, amatora-
Ny lasa : namatorana, namatorako, namatoranao, namatorany, namatorantsika, namatoranay, namatoranareo, namatoran', namatoran-, namatoram-, namatora-
Ny hoavy : hamatorana, hamatorako, hamatoranao, hamatorany, hamatorantsika, hamatoranay, hamatoranareo, hamatoran', hamatoran-, hamatoram-, hamatora-
Filaza mandidy : amatory
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20