Fizahan-teny |
|
|
|
|
|
Ohabolana : amatorana
|
| |
|
Ohabolana | |
Mpialin-drafia nahazo mpangalatra : vonona raha hamatorana. [Samson 1965 #M141]
Mpialin-drafia nahazo mpangalatra: voñona hafatotra hamatorana. [Houlder 1895]
Mpivaro-drofia nahazo mpangalatra, ka vonona ny tady hamatorana. [Rinara 1974 #2637]
Mpivaro-drofia nahazo mpangalatra : vonona ny kofehy hamatorana. [Veyrières 1913 #4307, Cousins 1871 #1998]
|
Fanazavana malagasy | |
Mpaka rofia nahazo mpangalatra: vonona ny kofehy hamatorana. [Houlder 1895]
|
Dikanteny frantsay | |
Quand un marchand de raphia arrête un voleur, il a le lien tout prêt pour le garrotter. [Veyrières 1913 #4307]
|
| |
|
Ohabolana | |
Salaka namatorana osy, ny osy lasa, ny salaka tapaka. [Rinara 1974 #3824, Cousins 1871 #2842]
|
| |
|
Fizahan-teny |
|
|
|