Teny iditra | 1 ambakavaka |
Fototeny | 2 ambaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fiambatrambarana na fiakanakanana rehefa miteny ka tsy mahatohy izay lazaina raha tsy miatoato kely hatrany. |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 6 ambaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |