Teny iditra (1/2) | 1 Ambalavao |
Singan-teny | 2 vala, vao |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana] |
Voambolana |
4 Haitoetany: tanàna |
Teny iditra (2/2) | 5 Ambalavao |
Singan-teny | 6 vala, vao |
Sokajin-teny | 7 anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.11] ... un des principaux centres du Betsileo, à 946 m d'altitude, marquant l'approche de la fin des Hauts Plateaux, et ouvrant la route vers Ihosy (193 km) et tout le Sud; 5.283 habitants. ... Intérêt touristique: Andringitra (réserve naturelle n. 5) avec le mont Boby (2.660 m d'altitude) et les deux chutes Riandahy et Riambavy ... |
Ohatra |
9 Grandidier dia milaza fa foko avy any Arindrano, any Betsileo ny Kimosy ary nonina tao akaikin' ambalavao. [2.508#] |
Voambolana |
10 Haitoetany: tanàna |
Teny nalaina | 11 Soratra misy io teny Ambalavao io |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 15 Ambalavao, amboalava |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08 |