Teny iditra ambana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihetsehana mody mamely na manao zavatra, nefa tsy mahakasika na tsy manao akory, fodiana mamely amin' ny fihetsehana fotsiny: Ambana tehina fotsiny dia nampandositra ilay alika
¶ Tahotra sy tebiteby ateraky ny loza mananontanona na ny tsy fahalalana ny vokatry ny zavatra iray natao: Ny ambany no tsy tanty fa rehefa mby an-koditra zaka ihany [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy menacing gestures with the hand or arm. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay Menace en gestes ; ce qu’on appréhende: Ny ambany no tsy zaka, fa raha mby an-koditra mora foana (Le malheur qu’on appréhende parait intolérable, mais on le supporte facilement quand il est arrivé) [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ohatra Ny ambana ihany no mafy. [Andraina: I Vola]

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/10