Teny iditra | 1 ambanana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Anaovana fihetsehana mody mamely: Nambanako ny tehina ilay alika dia nandositra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be pretended to be struck at |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#26] qu’on menace: Nambanana tamin’ ny tehina izy, ka nihataka tery (Il a été menacé avec le bâton et s’est écarté aussitôt) |
Ohatra |
6 [2.436] Manaraka izany dia misy zaza efa voadidy foitra asaina mipetraka eo ambony tary ka mody ambanana ilay antsy. |
Fototeny | 7 ambana |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
Fivaditsoratra | 13 ambanana, anambana, mañabaña |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |