Teny iditra | ambangony (bango) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Zavatra maro navangongo ¶ Fitambaram-bolom-behivavy nobangoina [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | [am-, bango, a mass.] A collective mass, an undivided mass, assemblage; thoughts; a genus. See bango. [Richardson 1885] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |