Teny iditra (1/3) | 1 bango |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
randrana (volo), taovolo 4 [1.1] Ny volo voaraotra sy voatambatra ho randrana tokana na roa, na efatra. 5 [1.1] [Betsileo] Randram-bolo betsileo fanaon' ny vehivavy maro ankehitriny; mivona ao an-katoka ny volo |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] a plait or knot of hair, a large plait or knot of hair. |
Voambolana |
7 Fandram-bolo |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 22 bango |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.1] [Sihanaka]
Fomba fanaovana moraingy amin' ny fomba miadana sy milamina (mifan: Dodoria) |
Tohi-kevitra | 25 dodoria |
Teny iditra (3/3) | 26 bango |
Sokajin-teny | 27 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
28 [1.2] delighted. It is only used in Imerina with the suffix pronoun -ny. Delighted with something. |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 30 bango, bonga |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |