|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ambangovangony
Fototeny  2  vangovango
Sokajin-teny  3  anarana sy mpisolo
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#810] Qui a subi le premier travail, la première préparation, qui a été prépare grossièrement, le brouillon, l’esquisse, l’ébauche
5  [1.13] sommaire
Ohatra  6  Fitantarana ambangovangony moa izany, fa ny antsipiriany ve ho tafavoaka manotolo eo. [2.4#]
7  Misaotra, ry Ikaky, hoy Zaka lasam-borona sady nahatsiahy ny ambangovangon’ izay niseho ny omalin’ iny [2.5#111]
Tovy hevitra  8  vangony, vangovangony

Teny iditra (2/2)9  am-bangovangony
Fototeny  10  vangovango
Sokajin-teny  11  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3#810] Grossièrement, sans y mettre la dernière main
Ohatra  13  hoy ny teniko raha atao ambangovangony. [2.313#13]

Fivaditsoratra  14  am-bangovangony, ambangovangony

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21