|
|
|
|

Teny iditra1  ambaniravinkazo
Singan-teny  2  ambany, ravinkazo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Faritry ny tany hatreo amin' ny ala ka hatrany amin' ny moron-dranomasina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [ravina, a leaf, hazo, a tree.] The people outside of Imerina.

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07