|
|
|
|

Teny iditra1  ambany saoka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  enti-milaza olona manaraka fianarana na miara-miaina amin' ny hendry, ka tonga hendry koa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  (lit. under his chin), under the authority or protection of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  (lit. sous le menton), sous l'autorité ou la protection de; être disciple de [1.8]
Tovy hevitra  6  ambany saokan' ny hendry
Singan-teny  7  ambany, saoka
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny ambany saoka io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01