|
|
|
|

Teny iditra1  ambany saoka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona manaraka fianarana na miara-miaina amin' ny hendry, ka tonga hendry koa
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] (lit. under his chin), under the authority or protection of
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] (lit. sous le menton), sous l'autorité ou la protection de; être disciple de
Singan-teny  6  ambany, saoka
Tovy hevitra  7  ambany saokan' ny hendry
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny ambany saoka io

Fivaditsoratra  10  ambany saoka, asakambinao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21