|
|
|
|

Teny iditra1  ambaradeda
Singan-teny  2  ambara, deda
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zavamaniry lava ravina, misy vodiny tahatahaka ny longoza, fanao ody maso rehefa avy voatoto na voakiky
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [Betsimisaraka] indian shot (Canna indica, L.)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.196] (de ambara = manifester, mettre en relief, et deda = flamboiement, mouvement des flammes ; allusion aux brillants couleurs des fleurs et fruits). Canna indica L. (Cannaceae). Espèce introduite mais devenue envahissante ; largement naturalisée sur tout le versant oriental de l'Île ; rhizome employé comme condiment. [Betsimisaraka]
7  [Bezanozano]
8  [Merina]
Voambolana  9  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tovy hevitra  10  dingiza, gingiza, rangirotra, tsipikopiko, varandenda
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14