Teny iditra | ambara | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Atao, herina, ampangaina [1.78] | |||||||||||||||
Lazaina, aseho amin' ny teny, aposaka amin' ny fitenenena: Izao no ambarako aminareo. / Tsy manan-kambara intsony aho. [1.1] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Told, declared, revealed (of things). This word, although a root verb, takes n and h for past and future. [1.2] | |||||||||||||||
Revealed, declared [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Révélé, manifesté; déclaré [1.8] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ambara io | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |