Teny iditra | 1 Ambaravarambato |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [2.508#383] Andriamambavola, niakatra avy tao Anjohy, Raberesaka Rainimahay niakatra avy tao Ambatovinaky, Rakotonavalona niakatra avy tao Ambavahadimitafo ary Raberanto avy eo ambaravarambato. 4 [2.59#17] Koa tamy ny andro Alatsinainy 28 Asombola 1849, no nandravany ny tranon dRainimiadana atsy Avaratranjoma izay niangonana isan'Alahady hivavahana, sy ny tranon dRafaralahibe-tsarasaotra koa noravany ny ao ambaravarambato. |
Singan-teny | 5 varavarana, vato |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny Ambaravarambato io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21 |
![]() |