Teny iditra | 1 Ambatoentanina |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [2.508] Ny naharava an' Ambatoentanina Angavo. 4 [2.508] Nampiantsoiny koa ny Mpifehy tao Ambatomanga sy Ambatoentanina Angavo kanefa tsy tonga. 5 [2.59] ary sahisahy izy, ary matanjaka, efa nitaigina Soavaly ka nidina teo Ambatoentanina (Ambodinandohalo); |
Singan-teny | 6 vato, entanina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |