Teny iditra Ambatoentanina (any, vato, entana)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Ohatra 
1Ny naharava an' Ambatoentanina Angavo. [2.508]
2Nampiantsoiny koa ny Mpifehy tao Ambatomanga sy Ambatoentanina Angavo kanefa tsy tonga. [2.508]
3ary sahisahy izy, ary matanjaka, efa nitaigina Soavaly ka nidina teo Ambatoentanina (Ambodinandohalo); [2.59]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31