Teny iditra Ambatondrazaka (vato, zaka)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [firaketana]
Voambolana 
Ohatra 
1Hita tany Ambatondrazaka izany rehetra izany. [Andraina: Mitaraina, takila 221]
2Ambatondrazaka sy Amparafaravola — ny Sianaka; [Callet: Tantara, takila 160]
3Ny filohan’ny Fivondronan' Ambatondrazaka sy ny Firaisan' Ambatondrazaka I, tamin' izany fotoana izany, no sady niavian' ny hevitra no nitarika ny fanatanterahana ny natao amin' ny lafiny rehetra. [Andraina: Sahabe, takila 6]
Haianarantany vato, zaka

2013/12/31