Teny iditra ambatrambatra (ambatra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra [Rajemisa 1985]
Fitovian-keviteny ambatra

Teny iditra ambatrambatra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] matsatso, zavatra tsy misy tsirony na koa tsy dia matsiro loatra [Rakotosaona 1972]

2009/10/15