Teny iditra ambatra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy tongue-tied. [Richardson 1885]
Sampanteny 
Fitovian-keviteny ambatrambatra

Teny iditra ambatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] fandri-pody, fandrika atao eo an-tanimbary mba hisamborana ireny vorona mandratra ny vary ireny [Rakotosaona 1972]

2009/10/15