Teny iditra | 1 ambavafo |
Singan-teny | 2 vava, fo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ny lempona eo ambanin' ny tratra, mamaritra ny toerana misy ny vavony ao anaty |
Ohatra |
5 Nidobodoboka ny ambavafoko nihazakazaka nankany am-bavahady. [2.472] |
Voambolana |
6 Haiaina |
Tovy hevitra | 7 vavafo |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny ambavafo io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/20 |
![]() |