|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ambaviny
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10] ny tady efatra be feo. manao feo ambany amin' ny valiha, na lokanga, ets. ; ny ilany ambany feo, na midoboka kokoa, amin' ny amponga, langoraony
4  [1.1] Anarana enti-milaza ireo tady be feo amin' ny tadin-javamaneno tendrena, toy ny valiha, ny lokanga
Ny ilany amin' ny amponga sy ny karazany izay midoboka kokoa ny feony
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] the four looser strings of the valiha; the end of a drum which gives a shriller sound than the other, being beaten with the hand only.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] nom des basses des intsuments à cordes; le bout du tambour et autres instruments qui donnent un son plus grave, plus bas que l’autre bout
Voambolana  7  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Tohi-kevitra  8  andahiny
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny ambaviny io

Teny iditra (2/2)10  ambaviny
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.10] loaka, na lavaka, ampidirana, anatsofohana tapany lavalava kely, toy ny fantsika, na hidy, ho fitanana, na fandraiketana ny roa tonta
13  [1.1] Ny ilany misy loaka amin' ny rafitra na amin' ny hidin-trano izay idiran' ny ilany mivohitra, izay atao hoe andahiny: Rimbona ny ambaviny amin' itỳ sakamandimby itỳ katsy mitana tsara ny rafitra
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3] les parties creuses des engrenages, des jonctions, des pentures, etc., destinées à recevoir la partie pleine
15  [1.5] pièce femelle
Tohi-kevitra  16  andahiny
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  18  ambaviny, avimbina, niambavy

Nohavaozina tamin' ny 2024/11/01