|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ambay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] the name of a hard wood used for spear-handles.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] (de vay = furoncle). Arbre indéterminé à bois dur dont on fait des manches d'outils. Ses feuilles écrasées sont appliquées en emplâtres maturatifs sur les furoncles. [Merina]
Voambolana  5  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody

Teny iditra (2/2)6  ambay
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Ny sakan' ny lamba eo anelanelan' ny sisiny roa, ny sakan-damba: Kely loatra ny ambain' ilay lamba soga novidinao fa 60 sm. monja
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] the name given to the various breadths of calico, or any other material, joined together in making garments, tents, curtains, or hangings.
Tovy hevitra  10  ambainy
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  ambay, ambia, amiba

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14