Teny iditra ambazaha (an-, vazaha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] mangahazo, karazan-tsakafo ary ny raviny kosa dia mety atao laoka [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] manioc. See mangahazo. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka, Sakalava] (de vazaha = étranger, qui vient d'au-delà des mers). Un des nombreux noms du Manioc, Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae). Cultivé pour ses tubercules alimentaires. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Manihot utilissima
Mpanahaka  balahazo ~ kazaha ~ mahogo ~ mangahazo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31