Teny iditra ambilombazana (vilona, vazana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza zavatra hanina faran' izay kely na sombiny bitika kely [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy very little to chew, not enough [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay une petite bouchée, trop peu, un rien [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31