| Teny iditra (1/2) | 1 vazana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ireo nify vaventy fara laharana indrindra ary fanaikerana ny zavatra mafy: Maniry fara vazana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the double teeth
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 les dents molaires
[1.8] 6 molaire [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 8 Haiaina |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 12 misy io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 vazana |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Zoro na lafiny efatra ambony amin' ny trano: Vazantrano
[1.1] |
| Voambolana | 14 Toerana |
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | vazana, 17 Zavàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|