Teny iditra | 1 ambin-jaza |
Singan-teny | 2 amby, zaza |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] zaza teraka taorian' ny nizarana ny fananana amin' ireo zokiny talohany Izay tsy tiana amin' ny zanaka rehetra ao an-trano, zaza iangarana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] A child less loved by the family than the other children. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] enfant qui nait après le partage des biens entre ses ainés; le moins aimé, le moins favorisé des enfants |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |