Teny iditra | zaza | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ankizy mbola kely tsy tonga taona: Tsy dia azo omen-tsiny loatra ny zaza Tsy mato-tsaina, tsy mieritreritra, manao fanahinjaza: Ny vatany fotsiny no lehibe fa mbola zaza raha Ikoto [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A child [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Enfant [1.8] | ||||||||||||
[Sakalava-Mayotte] Enfant [1.405] | |||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Anaram-biby |
| ||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||||||||
Anaram-poko |
| ||||||||||||
Lohateny | |||||||||||||
Anaran-toerana |
| ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny zaza io | ||||||||||||
Teny iditra | Zaza | ||||||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Zaza, Ziza [2.996] | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.38] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Zaza [2.996] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Zaza [2.996] | ||||||||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||||||||
Tsipelina hafa | Zizà | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/26 |