Teny iditra ambirondolo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran-javamaniry ampiasain' ny olona ho fampivalanana ny raviny (Cassia occidentalis
Mitovy hevitra: bemaimbo ~ tsorokonangatra [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay  [Tanosy] (de ambiroa = âme, esprit, et lolo = les trépassés ; plante censée apaiser les esprits des morts). Cassia occidentalis L. (Fabaceae). Les feuilles sont souvent employées comme laxatif. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Cassia occidentalis

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31