Teny iditra (1/2) | 1 ambo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka, Taimoro, Bezanozano, Tanala]
Avo 4 [1.78] [Betsimisaraka] avo, lava tsanganana 5 [1.78] [Sihanaka] avo, tehoambo, mandringa 6 [1.1] Avo: Trano ambo |
Fanazavàna teny anglisy |
7 [1.2] high, lofty, long, overhead. |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3#28] Haut, élevé au-dessus de terre 9 [1.19] [Tankarana] haut. |
Ohatra |
10 Tanety ambo (vohitra manerinerina) koa - vohitra fotsiny iray manontolo - ireo Vato ireo: dia tanety izay namonoan' ny Masa tena. [2.245#] 11 Fantatray fa vahiny sy mpivahiny eto ambo, ny tany izahay, ka raiso ny fanahipay ho eo anatrehanao, ary aza tsarovana ny helokay, Andriamanitra ô [2.649#] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 13 abo, avo |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny ambo io |
Teny iditra (2/2) | 30 ambo |
Sokajin-teny | 31 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
32 [1.1] Karazan' aretina sahala amin' ny androbe |
Fanazavàna teny anglisy |
33 [1.2] the name of a disease coming suddenly, somewhat resembling epilepsy. |
Fanazavàna teny frantsay |
34 [1.3#28] Nom d’une maladie subite semblable à l’épilepsie |
Voambolana |
35 Fahasalamana |
Fivaditsoratra | 36 ambo, boam, mabo, mbao, omba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |