Teny iditra amboadia mitafy hodi-janak' ondry
Singan-teny amboadia ; mitafy ; hoditra ; zanaka ; ondry
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Entina milaza olona fatra-pihatsaravelatsihy lozan-tany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17