Teny iditra amboafitritra
Singan-teny amboa ; fitritra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Olona jefijefy, mitritratritra fiaina [1.10]
 Olona tsy manjary, tsy vanona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of a person who behaves like a dog. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Polisson, gamin, canaille [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20