Teny iditra amboalambokely (amboa, lambo, kely)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Bibikely fahita eny ambony vato na anaty voankazo, misy motiny roa mifaingoka toa tandra kely eo anilan' ny kibony (halavany: 3 sm.) [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy [kely, little.] A species of earwig. [Richardson 1885]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31