Teny iditra | 1 amboalambokely |
Singan-teny | 2 amboa, lambo, kely |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Bibikely fahita eny ambony vato na anaty voankazo, misy motiny roa mifaingoka toa tandra kely eo anilan' ny kibony (halavany: 3 sm.) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [kely, little.] A species of earwig. |
Voambolana |
6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25 |
![]() |