Teny iditra | 1 am-boalohany |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.7][amboalohany] at the beginning, to begin with |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#843] au commencement, au début 5 [1.8][amboalohany] au commencement |
Ohatra |
6 [1.328] Tsy mba kibo akory no nilazana io toerana io tao amboalohany. 7 [2.508] Nisy faritra telo voalazan'ny lovantsofina fa nivelaran'ny Foko Vezo hatrany amboalohany. |
Singan-teny | 8 loha |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny am-boalohany io |
Fivaditsoratra | 10 am-boalohany, holambainao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |