Teny iditra Amboanjobe (any, voanjo, be)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [firaketana]
Voambolana 

Teny iditra Amboanjobe (any, voanjo, be)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [firaketana]
Voambolana 
Ohatra 
1Nampandroso ny tefy vilany koa Andriamanelo ka tany Amboanjobe no nanaovany izany. [Randriamamonjy: Tantara, takila 338]
2Ambohitrandraina any andrefana no mpanao vilany sy siny sy lovia, sy Amboanjobe ary atsimo. [Callet: Tantara, takila 69]
Teny nalaina 
Haianarantany voanjo, be

2016/03/04