Teny iditra amboan' ny malala (amboa, lala)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   enti-milaza olona sakaizan' ny olon-tiana, izay tiana koa araka izany [Rajemisa 1985]

2009/11/23