|
|
|
|

Teny iditra1  amboanolona
Singan-teny  2  amboa, olona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1][amboan' olona] olona tsinontsinona, tsisy varany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] A rascal, a low fellow.

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07