|
|
|
|

Teny iditra1  amboarina
Fototeny  2  voatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza zavatra simba izay karakaraina mba hiverina amin' ny toetrany tsara teo aloha: Amboary kely itỳ farafara itỳ fa tapaka ny tongony
Omanina, karakaraina: Amboary ny sakafon' ny vahiny
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be prepared; to be arranged; to be repaired
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on prépare, qu'on arrange; qu'on répare
Ohatra  7  Raha ny fampiasana azy amin' ny andavanandro no jerena dia mitovy hevitra amin' ny hoe amboarina izy io. [1.519#]
8  Ny kalo dia feo mitaraina amboarina sy angolaina fatratra amin' izay hahamanga azy mba hahahontsa ny mpihaino. [1.437#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny amboarina io

Fivaditsoratra  16  amboarina, amboriana, anambario, anamboary, arambonay, ramboanay

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20